The LORD's Judgment on Ahaziah
1. Then Moab rebelled against Israel after the death of Ahab.
1. Moab se révolta contre Israël, après la mort d`Achab.
1. Ary Moaba niodina tamin' ny Isiraely, rehefa maty Ahaba.
2. And Ahaziah fell down through a lattice in his upper chamber that was in Samaria, and was sick: and he sent messengers, and said unto them, Go, enquire of Baalzebub the god of Ekron whether I shall recover of this disease.
2. Or Achazia tomba par le treillis de sa chambre haute à Samarie, et il en fut malade. Il fit partir des messagers, et leur dit: Allez, consultez Baal Zebub, dieu d`Ékron, pour savoir si je guérirai de cette maladie.
2. "Ary Ahazia nianjera avy teo amin'ny makarakara teo amin' ny efitranony ambony tao Samaria ka narary; dia naniraka olona izy ka nanao taminy hoe: Mandehana, anontanio amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, na ho sitrana ihany aho amin' ity aretiko ity, na tsia."
3. But the angel of the LORD said to Elijah the Tishbite, Arise, go up to meet the messengers of the king of Samaria, and say unto them, Is it not because there is not a God in Israel, that ye go to enquire of Baalzebub the god of Ekron?
3. Mais l`ange de l`Éternel dit à Élie, le Thischbite: Lève-toi, monte à la rencontre des messagers du roi de Samarie, et dis-leur: Est-ce parce qu`il n`y a point de Dieu en Israël que vous allez consulter Baal Zebub, dieu d`Ékron?
3. Fa Ilay Anjelin' i Jehovah niteny tamin' i Elia Tisbita hoe: miaingà, miakara hihaona amin' ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, ka manaova aminy hoe: Moa ataonao va fa tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely, no mandeha hanontany amin' i Bala-zeboba andriamanitr' i Ekrona ianareo?
4. Now therefore thus saith the LORD, Thou shalt not come down from that bed on which thou art gone up, but shalt surely die. And Elijah departed.
4. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Tu ne descendras pas du lit sur lequel tu es monté, car tu mourras. Et Élie s`en alla.
4. Koa noho izany dia izao no lazain' i Jehovah: Tsy hidina hiala amin' ny farafara izay niakaranao ianao fa ho faty tokoa. Ary dia lasa Elia.
5. And when the messengers turned back unto him, he said unto them, Why are ye now turned back?
5. Les messagers retournèrent auprès d`Achazia. Et il leur dit: Pourquoi revenez-vous?
5. Ary rehefa niverina tany amin' ny mpanjaka ny iraka dia hoy izy taminy: Nahoana no niverina sahady ianareo ankehitriny?
6. And they said unto him, There came a man up to meet us, and said unto us, Go, turn again unto the king that sent you, and say unto him, Thus saith the LORD, Is it not because there is not a God in Israel, that thou sendest to enquire of Baalzebub the god of Ekron? therefore thou shalt not come down from that bed on which thou art gone up, but shalt surely die.
6. Ils lui répondirent: Un homme est monté à notre rencontre, et nous a dit: Allez, retournez vers le roi qui vous a envoyés, et dites-lui: Ainsi parle l`Éternel: Est-ce parce qu`il n`y a point de Dieu en Israël que tu envoies consulter Baal Zebub, dieu d`Ékron? C`est pourquoi tu ne descendras pas du lit sur lequel tu es monté, car tu mourras.
6. "Ary hoy ireo taminy: Nisy lehilahy niakatra nitsena anay ka nanao taminay hoe: Mandehana miverina any amin' ny mpanjaka izay naniraka anareo, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah; Moa ataonareo va fa tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely, no maniraka hanontany amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, ianareo? Koa noho izany dia tsy hidina hiala amin' ny farafara izay niakaranao ianao, fa ho faty tokoa."
7. And he said unto them, What manner of man was he which came up to meet you, and told you these words?
7. Achazia leur dit: Quel air avait l`homme qui est monté à votre rencontre et qui vous a dit ces paroles?
7. Ary hoy izy taminy: Lehilahy toy inona izay niakatra nitsena anareo izay ka nilaza izany teny izany taminareo?
8. And they answered him, He was an hairy man, and girt with a girdle of leather about his loins. And he said, It is Elijah the Tishbite.
8. Ils lui répondirent: C`était un homme vêtu de poil et ayant une ceinture de cuir autour des reins. Et Achazia dit: C`est Élie, le Thischbite.
8. Ary ireo namaly azy hoe: Lehilahy voloina izy, sady nisy fehikibo hoditra tamin' ny valahany. Dia hoy izy: Elia Tisbita izay.
9. Then the king sent unto him a captain of fifty with his fifty. And he went up to him: and, behold, he sat on the top of an hill. And he spake unto him, Thou man of God, the king hath said, Come down.
9. Il envoya vers lui un chef de cinquante avec ses cinquante hommes. Ce chef monta auprès d`Élie, qui était assis sur le sommet de la montagne, et il lui dit: Homme de Dieu, le roi a dit: Descends!
9. "Ary ny mpanjaka naniraka mpifehy dimampolo anankiray mbamin' ny dimampolo fehiny hankany aminy. Dia niakatra tany aminy izy; ka, indro izy nipetraka teo an-tampon' ny havoana; ary niteny taminy ralehilahy hoe: Ry lehilahin' Andriamanitra ô, midìna ianao, antsoin' ny mpanjaka."
10. And Elijah answered and said to the captain of fifty, If I be a man of God, then let fire come down from heaven, and consume thee and thy fifty. And there came down fire from heaven, and consumed him and his fifty.
10. Élie répondit au chef de cinquante: Si je suis un homme de Dieu, que le feu descende du ciel et te consume, toi et tes cinquante hommes! Et le feu descendit du ciel et le consuma, lui et ses cinquante hommes.
10. Fa Elia namaly ka nanao tamin' ny mpifehy dimampolo hoe: Raha lehilahin' Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimampolo fehinao. Ary dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin' ny dimampolo fehiny.
11. Again also he sent unto him another captain of fifty with his fifty. And he answered and said unto him, O man of God, thus hath the king said, Come down quickly.
11. Achazia envoya de nouveau vers lui un autre chef de cinquante avec ses cinquante hommes. Ce chef prit la parole et dit à Élie: Homme de Dieu, ainsi a dit le roi: Hâte-toi de descendre!
11. Dia naniraka mpifehy dimampolo anankiray mbamin' ny dimampolo fehiny indray hankany aminy koa ny mpanjaka. Dia namaly izy ka nanao taminy hoe: Ry lehilahin' Andriamanitra ô, midìna faingana ianao, antsoin' ny mpanjaka.
12. And Elijah answered and said unto them, If I be a man of God, let fire come down from heaven, and consume thee and thy fifty. And the fire of God came down from heaven, and consumed him and his fifty.
12. Élie leur répondit: Si je suis un homme de Dieu, que le feu descende du ciel et te consume, toi et tes cinquante hommes! Et le feu de Dieu descendit du ciel et le consuma, lui et ses cinquante hommes.
12. Fa namaly Elia ka nanao tamin' ny mpifehy dimampolo hoe: Raha lehilahin' Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimampolo fehinao. Ary dia nilatsaka avy tany an-danitra ny afon' Andriamanitra ka nandevona azy mbamin' ny dimampolo fehiny.
13. And he sent again a captain of the third fifty with his fifty. And the third captain of fifty went up, and came and fell on his knees before Elijah, and besought him, and said unto him, O man of God, I pray thee, let my life, and the life of these fifty thy servants, be precious in thy sight.
13. "Achazia envoya de nouveau un troisième chef de cinquante avec ses cinquante hommes. Ce troisième chef de cinquante monta; et à son arrivée, il fléchit les genoux devant Élie, et lui dit en suppliant: Homme de Dieu, que ma vie, je te prie, et que la vie de ces cinquante hommes tes serviteurs soit précieuse à tes yeux!"
13. Ary dia naniraka mpifehy dimampolo fanintelony indray koa mbamin' ny dimampolo fehiny izy. Dia niakatra ilay mpifehy dimampolo ka tonga, ary nandohalika teo anatrehan' i Elia ka nifona taminy nanao hoe: Masìna ianao, ry lehilahin' Andriamanitra ô, aoka ho sarobidy eo imasonao ny aiko sy ny ain' ireto mpanomponao dimampolo ireto.
14. Behold, there came fire down from heaven, and burnt up the two captains of the former fifties with their fifties: therefore let my life now be precious in thy sight.
14. Voici, le feu est descendu du ciel et a consumé les deux premiers chefs de cinquante et leurs cinquante hommes: mais maintenant, que ma vie soit précieuse à tes yeux!
14. "Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimampolo teo aloha mbamin' ny dimampolo fehiny avy; koa aoka ho sarobidy eo imasonao ny aiko ankehitriny."
15. And the angel of the LORD said unto Elijah, Go down with him: be not afraid of him. And he arose, and went down with him unto the king.
15. L`ange de l`Éternel dit à Élie: Descends avec lui, n`aie aucune crainte de lui. Élie se leva et descendit avec lui vers le roi.
15. "Ary hoy Ilay Anjelin' i Jehovah tamin' i Elia: Midìna ihany hiaraka aminy ianao; aza matahotra azy. Ary dia niainga izy ka nidina niaraka taminy ho any amin' ny mpanjaka."
16. And he said unto him, Thus saith the LORD, Forasmuch as thou hast sent messengers to enquire of Baalzebub the god of Ekron, is it not because there is no God in Israel to enquire of his word? therefore thou shalt not come down off that bed on which thou art gone up, but shalt surely die.
16. Il lui dit: Ainsi parle l`Éternel: Parce que tu as envoyé des messagers pour consulter Baal Zebub, dieu d`Ékron, comme s`il n`y avait en Israël point de Dieu dont on puisse consulter la parole, tu ne descendras pas du lit sur lequel tu es monté, car tu mourras.
16. Ary hoy izy tamin' ny mpanjaka: Izao no lazain' i Jehovah: Satria nandefa iraka hanontany amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona ianao, ohatra ny tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely mba hanontaniana ny teniny, dia tsy hidina hiala amin' ny farafara izay niakaranao ianao, fa ho faty tokoa.
17. So he died according to the word of the LORD which Elijah had spoken. And Jehoram reigned in his stead in the second year of Jehoram the son of Jehoshaphat king of Judah; because he had no son.
17. "Achazia mourut, selon la parole de l`Éternel prononcée par Élie. Et Joram régna à sa place, la seconde année de Joram, fils de Josaphat, roi de Juda; car il n`avait point de fils."
17. Ka dia maty izy araka ny tenin' i Jehovah izay nolazain' i Elia. Ary satria tsy nanan-janaka izy, dia Jorama no nanjaka nandimby azy tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Jehorama zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda.
18. Now the rest of the acts of Ahaziah which he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel?
18. Le reste des actions d`Achazia, et ce qu`il a fait, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois d`Israël?
18. Ary ny asan' i Ahazia sisa izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va?